Entry | 1 mahavoafady |
Elementary words | 2 mahavoa, fady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 [1.7] to cause disgrace by overstepping taboo |
Explanations in French |
5 [1.3#840] Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) 6 [1.8] se déshonorer en violant un tabou |
Examples |
7 Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996] 8 fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mamoafady |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mahavoafady |
Updated on 2024/12/10 |