|
|
|
|

Entry1  mahavoa (voa)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao 4  Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao 5  Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa 6  Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1]
Explanations in English  7  to strike; to hit the mark; to wound [1.7]
Explanations in French  8  atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahavoa

Anagrams  15  mahaova, mahavao, mahavoa

Updated on 2023/01/20