|
|
|
|

Entry1  mamoafady
Elementary words  2  mamoa, fady
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
5  Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1]
Explanations in English  6  to transgress taboo, to disgrace oneself [1.7]
Explanations in French  7  déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3#840]
8  violer les tabous, se déshonorer [1.8]
Examples  9  Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445#]
10  Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472]
11  misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Synonyms  16  mahavoafady

Updated on 2023/06/19