Entry |
mamoa
(voa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1]
|
Explanations in English | To bear fruit [1.7]
|
Explanations in French | Porter des fruits [1.8, 1.196]
|
| Fructifier [1.196]
|
Examples |
1 | Mety maniry izy saingy tsy mamoa.
[2.117]
|
2 | ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary.
[1.357]
|
3 | Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamoa |
Past : |
namoa |
Future : |
hamoa |
Imperative : |
mamoaza |
|
Proverbs |
|
Entry |
mamoa
(voa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | Used as follows; mamoa fady
[1.7]
|
Explanations in French | S'emploi dans l'expression mamoa fady
[1.8]
|
Compound words |
|
|