|
|
|
|

Entry1  mamoafady
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo
Explanations in English  4  [1.7][mamoa fady] to transgress taboo, to disgrace oneself
Explanations in French  5  [1.3#840] déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens)
6  [1.8][mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer
Examples  7  [2.445#] Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
8  [2.472] Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana
9  [2.313#] misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao
Elementary words  10  mamoa, fady
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Synonyms  15  mahavoafady

Updated on 2024/12/10