Entry | 1 vetaveta |
Root | 2 veta |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany |
Explanations in English |
5 [1.7] indecent, loathsome |
Explanations in French |
6 [1.8] indécent, abominable |
Examples |
7 Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [2.472] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 tevateva, vetaveta |
Updated on 2023/01/20 |