Entry | 1 fametavetana |
Root | 2 vetaveta |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka |
Examples |
5 Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. [2.508#] 6 Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. [2.445#] |
Updated on 2023/01/06 |