Entry (1/2) | 1 loto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! |
Explanations in English |
4 [1.7] dirt, filthiness |
Explanations in French |
5 [1.8] saleté, souillure |
Examples |
6 madio tsisy loto, tsisy fangarony. [2.314] 7 Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445] 8 Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 19 lôtô |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy |
Vocabulary |
22 Game |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/28 |