|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandoto
Root  2  loto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
5  Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
6  Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1]
Explanations in English  7  to soil, to sully [1.7]
Explanations in French  8  souiller, salir [1.3, 1.8]
9  tacher
10  calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3]
Examples  11  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470]
12  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3]
13  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy19  manao angovy, manao an-kery, maka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta
Proverbs  20  Proverbs containing the word mandoto

Entry (2/2)21  Mandoto
Root  22  man
Elementary words  23  man~, loto
Part of speech  24  name (toponym)
Vocabulary  25  Geography: towns
Tables and plates  26  Full list

Anagrams  27  Mandoto, mandoto, Mandoto, mandoto

Updated on 2023/01/20