|
|
|
|

Entry (1/2)1  man~
Part of speech  2  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy:
a) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono;
b) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona;
d) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary
e) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina
f) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo
g) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man
h) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka;
i) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona)
Explanations in English  4  [1.7] prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives
Explanations in French  5  [1.8] préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs
Morphology 
6  Simple :
Analogs  7  mam
Toponyms 

Entry (2/2)10  man    
Part of speech  11  noun
Explanations in English  12  [1.7] lahy: a male, a man; a husband
lehilahy: a man
olombelona: a mortal man; mankind
olona: a human being, man

Updated on 2020/07/31