Entry (1/2) | 1 mandrevo |
Root | 2 revo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny |
Explanations in English |
5 [1.7] to bog down; to be deep and yielding, as mud |
Explanations in French |
6 [1.8] s'enfoncer comme dans la boue |
Examples |
7 Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 Mandrevo |
Elementary words | 13 man~, revo |
Part of speech | 14 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
15 Geography: towns |
Anagrams | 16 Mandrevo, mandrevo |
Updated on 2024/12/25 |