Entry | 1 revo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany 4 Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy 5 Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy [1.1] |
Explanations in English |
6 stuck in the mud; completely engrossed [1.7] |
Explanations in French |
7 embourbé; plongé dans une occupation [1.8] |
Examples |
8 Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo! [2.471] 9 Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 variana, sondriana, rendrika, renoka, jemby, senoka, rendrehana |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word revo |
Anagrams | 19 revo, vero, vore |
Updated on 2023/10/01 |