|
|
|
|

Entry1  rendrehana
Root  2  rendrika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra
Explanations in English  5  [1.7] sleepy
Explanations in French  6  [1.8] qui a sommeil, assoupi
Other spellings  7  rendremana

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21