Entry | 1 rendremana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] Almost asleep, heavy with sleep |
Explanations in French |
5 [1.8] à moitié endormi, endormi |
Root | 6 rendrika |
Other spellings | 7 rendrehana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |