|
|
|
|

Entry1  rendrika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity
Explanations in English  4  [1.7] melted (of metals)
wrecked (of a ship)
fast asleep
Explanations in French  5  [1.3#524] chaviré, coulé dans l'eau
fondu, liquifié, ce dit des métaux
bien tissé, bien repassé
plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à
6  [1.8] fondu (se dit des métaux)
naufragé
bien endormi
Examples  7  Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [2.113]
8  Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928]
9  Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word rendrika

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21