Entry | 1 fandrendrehana |
Root | 2 rendrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray 5 Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy 6 Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1] |
Explanations in French |
7 l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3#524] |
Examples |
8 Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy; [2.366#] 9 Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/07 |