Entry | 1 mandrendrika |
Root | 2 rendrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana 5 [1.13] mampiempo, na manempo |
Explanations in English |
6 [1.7] to melt, to cast (metals); to wreck |
Explanations in French |
7 [1.8] fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner 8 [1.13] fondre |
Examples |
9 tsy firaka hiaraha-mandrendrika [2.131] 10 mandrendrika anay Rabodolahy ka lazainay anao! [2.508] 11 Ny aty kosa, tsy ireo mahery, fa kijeja malemy, mieriery, nefa mandrendrika irony sambo satria miray hina tsy matin-kambo. [1.300] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mandrendrika |
Updated on 2024/12/11 |