|
|
|
|

Entry1  arendrika
Root  2  rendrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
5  Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
6  Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
7  Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Explanations in English  8  melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Explanations in French  9  qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word arendrika

Updated on 2023/01/20