Entry | 1 variana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho 8 Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso 9 Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1] |
Examples |
10 variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [2.324] |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word variana |
Anagrams | 12 avarina, iravana, variana |
Updated on 2023/06/16 |