|
|
|
|

Entry1  varivariana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#814] [duplicatif]
Examples  5  [1.437#] Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana.
6  [2.529#] Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana.
7  [2.588#] Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy.
Root  8  variana

Updated on 2024/12/26