|
|
|
|

Entry1  varimbariana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in English  3  [1.7] absorbed in something; distracted
Explanations in French  4  [1.8] distrait, absorbé
Examples  5  [2.499#] varimbariana anefa Rabery tamin' ity tolakandro ity.
6  [2.285#] Toraka izany koa izay tsy mampandry sofina fa varimbariana amin-javatra na mandefa eritreritra lasan-davitra.
Root  7  variana
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11