|
|
|
|

Entry1  senoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy.
Derivatives 
4  Passive verbs :
Synonyms  5  senotsenoka

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21