Entry | senotsenoka | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | senoka | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |