|
|
|
|

Entry1  renoka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory
4  Rendrika: Renoky ny torimaso
5  Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy [1.1]
Explanations in English  6  completely taken up with something; sound asleep [1.7]
Explanations in French  7  bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément [1.8]
Examples  8  Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola. [2.4]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  revo, sondriana

Anagrams  15  arenok, kerona, nerako, renoka

Updated on 2020/07/31