Entry (1/2) | 1 lahy |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. |
Explanations in English |
4 [1.7] a male, a man; a husband masculine |
Explanations in French |
5 [1.8] mâle; homme; mari mâle, masculin 6 [1.405] [Sakalava-Mayotte] mâle |
Examples |
7 Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka; [2.470#102] 8 lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any [2.470] 9 Dekona lahy sy vavy Analakely. [2.59#284] 10 ombi-lahy mitrena an-tseranana [2.245#53] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 16 vavy |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 264 Proverbs containing the word lahy |
Entry (2/2) | 265 lahy |
Part of speech | 266 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
267 [1.1] Tenim-piontanana enti-milaza: 1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ |
Explanations in English |
268 [1.2] used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! |
Compound words |
|
Anagrams | 272 |
Updated on 2025/01/21 |