|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsindranolahy
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] le mâle tsindrano
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Elementary words  5  tsindrano, lahy
Proverbs  6  Proverbs containing the word tsindranolahy

Entry (2/2)7  Tsindranolahy
Part of speech  8  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany
Explanations in French  10  [1.3] nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes
Examples  11  [2.48] Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe:
Vocabulary  12  History: clans, tribes
Elementary words  13  tsindrano, lahy
Synonyms  14  tsindrano
Article  15  Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  tsindranolahy, Tsindranolahy

Updated on 2025/04/19