Index |
|
|
|
Proverbs : tsindranolahy
|
|
|
Proverb 1 | Toy ny tsindranolahy an-keniheny: ka ny tamana miray ihany no miray. [2.165 #246]
Tsindranolahy an-keniheny : ka ny tama-miray ihany no miray. [2.558 #4440]
Tsindranolahy ankeniheny: ny tama-miray ihany no miray. [2.653, 1.1]
|
Malagasy interpretation | Ny mitovitovy toetra sy saina ihany no miaraka. Izay miaraka amin' ny mpiasa dia mpiasa, izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo. [1.1]
|
French translation | Comme des sauterelles dans un marais: ce sont ceux qui ont l' habitude d' ĂȘtre ensemble qui vont ensemble. [2.165 #246]
|
|
|
Index |
|
|