|
|
|
|

Entry (1/4)1  tamana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
4  Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva
5  Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1]
Explanations in English  6  happily settled, liking a place or situation [1.7]
Explanations in French  7  apprivoisé [1.8, 1.196]
8  qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8]
Examples  9  ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana. [2.69#227]
10  Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356#21]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Proverbs  15  Proverbs containing the word tamana

Entry (2/4)16  tamana
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  lehibe (omby) [Taisaka] [1.78]

Entry (3/4)19  tamana
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  zanak'omby vavy [Bara] [1.78]
22  ombivavy [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  23  Zoology: mammals

Entry (4/4)24  tamana
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest. Encore appelé volosy. [Tankarana] [1.196]
27  [Sakalava]
Vocabulary  28  Botany

Anagrams  29  ataman, atanam, manata, mataña, natama, tamana

Updated on 2020/07/31