Entry |
lehibe
|
Elementary words | lehy ; be |
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
[1.1]
|
Explanations in English | Big, large; old [1.7]
|
Explanations in French | Grand; âgé [1.8]
|
Examples |
1 | Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
[2.499]
|
2 | Ary iza ity lehilahy lehibe ity?
[2.442]
|
3 | Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
[2.59]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
lehibe
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. [1.1]
|
Explanations in English | The chief one [1.7]
|
Explanations in French | Chef [1.8]
|
Compound words |
|
|