Entry | 1 goavana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lehibe makadiry sady lava, ngezabe |
Explanations in English |
4 [1.2] huge, immense and good looking. See goay. 5 [1.7] huge, enormous |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
immense. 7 [1.3, 1.8] énorme 8 [1.3] grand, corpulent |
Examples |
9 Tolona goavana anefa izany. [2.472] 10 goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528] 11 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4] 12 Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 goay, goaibe, goavambe |
Compound words |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |