Entry | 1 goaibe |
Elementary words | 2 goay, be |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro |
Explanations in English |
5 [1.2] huge. 6 [1.7] huge, colossal |
Explanations in French |
7 [1.8] énorme, colossal |
Examples |
8 Tena goaibe marina ilay izy. [2.643#131] 9 Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe. [1.437] 10 Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany. [2.4#67] |
Synonyms | 11 goay, goavambe, goavana |
Updated on 2024/12/25 |