Entry |
goay
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
|
| Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
|
Explanations in English | Huge. [1.2]
|
| Huge, colossal [1.7]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Immense. [1.19]
|
| énorme, colossal [1.8]
|
Examples | Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe
[2.996]
|
Derivatives |
Synonyms | ~ ~ |
|