|
|
|
|

Entry1  halehibeazana
Root  2  lehibe
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#406] hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao
toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny
fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany
Examples  5  eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra. [2.996#13.029.012]

Updated on 2024/12/11