Entry | 1 halehibiazina |
Root | 2 lehibe |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony 5 Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara [1.1#406] |
Explanations in English |
6 to be made larger [1.7] |
Explanations in French |
7 (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir) [1.3#397] 8 qu'on agrandit [1.8] |
Examples |
9 dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany. [2.59#332] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 halehibeazina |
Updated on 2023/01/20 |