Entry (1/2) | 1 vokatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy |
Explanations in English |
4 [1.7] fruit, produce; a result |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.13] produit, résultat 6 [1.8] fruit, récolte qui produit 7 [1.13] effet, conséquence 8 [1.196] Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger |
Examples |
9 izahay mampakatra ny vokatra. [2.442#] 10 Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 34 Proverbs containing the word vokatra |
Article |
35 Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Entry (2/2) | 36 vokatra |
Part of speech | 37 adjective |
Explanations in Malagasy |
38 [1.1] Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao |
Explanations in English |
39 [1.7] productive |
Explanations in French |
40 [1.196] fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) |
Examples |
41 vokatra be ny voanjonareo. [2.472#] |
Vocabulary |
42 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 46 vatrako, vokatra, votraka |
Updated on 2023/06/17 |