Entry 1/2 |
famokarana
(fokatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa [1.1]
|
Explanations in English | Exhumation of the dead [1.7]
|
Explanations in French | Exhumation d'un cadavre [1.8]
|
|
Entry 2/2 |
famokarana
(vokatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana [1.1]
|
Explanations in English | Industrial or agricultural production [1.7]
|
Explanations in French | Production agricole ou industrielle [1.8]
|
| Production [1.13]
|
Examples |
1 | Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana?
[2.424]
|
2 | Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra.
[2.606]
|
|
Compound words |
|
|