|
|
|
|

Entry1  fanaovana ampaham-bokatra
Elementary words  2  fanaovana, ampaha, vokatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fifanekena eo amin'ny tompon'ny fitaovampamokarana sy ny mpiasa ka ifampizarana ny vokatra azo eo amin'ny fambolena na fiompiana
Explanations in French  5  [1.13] métayage

Updated on 2023/06/17