|
|
|
|

Entry1  fanaovana
Root  2  tao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanamboarana: Fanaovana latabatra
Fananganana: Sarotra ny fanaovan-trano
Fahariana: Fanaovana sary, laha teny
5  [1.13] fanomezana bika zavatra iray
Explanations in English  6  [1.2] The means or way of effecting anything. This word is used in many compounds.
Explanations in French  7  [1.3] l'action de faire, de bâtir, de construire, de fabriquer, d'agir, les instruments, le lieu, la cause: Antoandro loatra ny fanaovanareo raharaha (Vous arrivez trop tard pour faire votre travail, pour travailler) ~ Fanaovako sary io (Cela me sert à faire des images) ~ Ento ny fanaovam-biriky (Portez l'instrument, le moule qui sert à faire des briques) ~ Ao ny trano fanaovan-dabiera (Voilà la brasserie) ~ Eto no misy trano fanaovam-printy (L'imprimerie est ici)
action de mettre, de placer
l'action d'appeler, de donner un nom, de dire
la pensée, la croyance, l'action de regarder comme, de prendre pour
8  [1.5] action, instrument pour faire
9  [1.13] façonnage
Examples  10  Andro araonoan' omby no fanaovana. [1.437#]
11  Ny fanaovana azy koa dia samihafa. [1.353#]
12  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245#]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Analogs  15  fanamboarana
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word fanaovana

Anagrams  32 

Updated on 2025/01/21