Entry | 1 fanamboarana |
Root | 2 voatra |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Mathematics |
Explanations in Malagasy |
5 Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ 6 Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady? 7 Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [1.1] 8 fanomezana bika zavatra iray 9 fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja 10 fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro 11 fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [1.13] |
Explanations in English |
12 the act of arranging, preparing, or repairing [1.7] |
Explanations in French |
13 l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [1.3] 14 action de préparer, d'arranger, de réparer [1.8] 15 fabrication, usinage, transformation, façonnage 16 fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique 17 fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur 18 fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement 19 fanamboarana ny simba: réparation 20 fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme 21 fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [1.13] |
Examples |
22 Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472] |
Updated on 2023/01/20 |