Entry 1/3 |
mamokatra
(vokatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome vokatra, miteraka betsaka [1.1]
|
Examples |
1 | Ny zezika enti-mamokatra.
[2.117]
|
2 | Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy.
[2.117]
|
|
Morphology |
Present : |
mamokatra |
Past : |
namokatra |
Future : |
hamokatra |
Imperative : |
mamokara |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
mamokatra
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka, Tanala]
Mamoaka avy any anaty tany [1.78]
|
|
Entry 3/3 |
mamokatra
(fokatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To confess, to acknowledge. Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc. [1.2]
|
|