Entry | 1 teniko fe lehibe |
Elementary words | 2 teny, fe, lehibe |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao |
Explanations in English |
5 [1.7] it is my order, I am the boss |
Explanations in French |
6 [1.8] c'est mon ordre, je suis le chef |
Synonyms | 7 didiko fe lehibe, teniko fe-andriana |
Updated on 2024/12/10 |