|
|
|
|

Entry1  lahin-tsoavaly
Elementary words  2  lahy, soavaly
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] soavalilahy atao fakana taranaka
Examples  5  Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa. [2.996#]

Updated on 2024/12/07