|
|
|
|

Entry1  lahin-tsoavaly
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] soavalilahy atao fakana taranaka
Examples  4  [2.996#] Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa.
Elementary words  5  lahy, soavaly

Updated on 2024/12/07