Entry (1/4) | 1 vatolahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
tsangambato 4 [1.1] Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana 5 [1.13] tsangambato naorina ho fahatsiarovana |
Explanations in French |
6 [1.3#817] Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative 7 [1.13] stèle, pierre levée |
Examples |
8 [2.270] Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. 9 [2.499] Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? |
Elementary words | 10 vato, lahy |
Synonyms | 11 vato mitsangana, tsangambato |
Titles |
Quotes | 13 Texts mentioning vatolahy |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 15 vatolahy |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.13] lave solidifiée en colonne prismatique |
Vocabulary |
18 Geology |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 20 Vatolahy |
Part of speech | 21 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
22 Geography: towns |
Elementary words | 23 vato, lahy |
Entry (4/4) | 24 Vatolahy |
Part of speech | 25 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
26 Literature: books |
Elementary words | 27 vatolahy |
Author |
28 Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
Anagrams | 29 halavito, halivato, tavolahy, Vatolahy, vatolahy |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |