Entry |
kilongalahy
|
Elementary words | kilonga ;
lahy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy [1.10]
|
| [Betsileo]
Zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) [1.78]
|
Explanations in French | Môme, gamin, mioche, moutard [3.1]
|
Examples |
1 | Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony.
[2.470]
|
2 | Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga.
[2.643]
|
|
|