Entry | 1 kilonga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao 4 [1.1] [Betsileo] Zaza 5 [1.1] Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa |
Explanations in English |
6 [1.7] adolescents, often in a derogatory sense |
Explanations in French |
7 [1.3#331] Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé. 8 [1.8] les jeunes (souvent péjoratif) 9 [3.1] marmaille |
Examples |
10 Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [2.5] 11 Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643] 12 Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470] |
Other spellings | 13 kilongo, kironga, kolonga |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word kilonga |
Anagrams | 17 kilango, kilonga |
Updated on 2024/02/27 |