Entry | 1 Ratompokolahy |
Elementary words | 2 ra-, tompoko, lahy |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] |
Explanations in French |
5 feu [1.66, 1.5] 6 le défunt, le regretté [1.5] |
Examples |
7 ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643] 8 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Synonyms | 10 itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy |
Antonyms | 11 ratompokovavy |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word Ratompokolahy |
Updated on 2023/07/26 |