|
|
|
|

Entry1  Itompokolahy
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Explanations in French  4  [1.4] feu: itompokolahy Ranona (feu Untel)
Examples  5  [2.643] itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e!
6  [2.470] Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e!
7  [2.324] Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona
Vocabulary  8  Forms of Address
Elementary words  9  i~, tompoko, lahy
Synonyms  10  ratompokolahy, ratompokolahy, ratompokolahy
Analogs  11  itompokovavy
Proverbs  12  Proverbs containing the word Itompokolahy

Updated on 2024/12/12