Entry | 1 Itompokolahy |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Explanations in French |
4 [1.4] feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) |
Examples |
5 [2.643] itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! 6 [2.470] Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e! 7 [2.324] Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona |
Vocabulary |
8 Forms of Address |
Elementary words | 9 i~, tompoko, lahy |
Synonyms | 10 ratompokolahy, ratompokolahy, ratompokolahy |
Analogs | 11 itompokovavy |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word Itompokolahy |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |