Entry | 1 Ratompokovavy |
Elementary words | 2 ra-, tompoko, vavy |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Explanations in French |
5 [1.66, 1.5] feue 6 [1.5] la défunte, la regrettée |
Examples |
7 ratompokovavy reninay (feue notre mère) [1.66] 8 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Synonyms | 10 itompokovavy, itompokovavy, itompokovavy |
Antonyms | 11 ratompokolahy |
Updated on 2024/12/12 |